|
|
|
|

Entry1  morana
Part of speech  2  adjective
Root  3  orana
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.78] [Bezanozano, Tanala] avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana)
6  [1.78] [Tanosy] manorana
7  [1.1] Misy orana
Explanations in English  8  [1.2, 1.7] rainy
Explanations in French  9  [1.8] pluvieux
Examples  10  [2.857#] Mandrahondrahon-tsy morana ny andro.
Synonyms  11  mañoraña
Analogs  12  morandava

Anagrams  13  amoran, anoram, manaro, maƱora, manora, marano, maroan, morana, namora, naoram, naroam

Updated on 2025/08/10