|
|
|
|

Teny iditra1  mpahita
Fototeny  2 hita
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Celui qui trouve, qui invente, qui voit; un prophète [1.3#251]
Ohatra  5  Nanjary be mpahita sy maro mpahalala. [2.445#]
6  Ny olona teraka eo dia olona manana tsindrimandry, mpahita nofy. [1.381#]
7  Nanjary tsy naman' ny mandry tsisy mpahita izy: manan-kavana ka mandry finaritra. [2.245#]

Fivaditsoratra  mpahita, 8 mpitaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12