Entry | 1 mpaminany |
Root | 2 vinany |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Olona mahalala mialoha ny zavatra ho avy [1.1] |
Explanations in English |
5 a prophet [1.7] |
Explanations in French |
6 prophète [1.8] |
Examples |
7 Zovy no hatoro fa olo-mpandinika ny fiainana, sy mpaminany hevitra, ary mpamantatra olona Ramalagasy?
[2.298#]
|
Vocabulary | 8 Religion and Liturgy |
Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
Article | 10 Randzavola: mpaminany ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 11 mpaminany, 12 mpanimina |
Updated on 2025/10/07 |
![]() |