|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpanampy
Part of speech  2  noun
Root  3  ampy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao
5  [1.13] olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray
Explanations in French  6  [1.13] auxiliaire
Examples  7  [2.643#] kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao.
8  [2.114#] Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra.

Entry (2/2)9  mpanampy
Part of speech  10  noun
Root  11  ampy
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.13] zanateny entina manamafy teny iray
Explanations in French  15  [1.13] auxiliaire
Vocabulary  16  Linguistics
Analogs  17  mpanampymahayroa

Updated on 2025/08/10