Entry | 1 mpanangona |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 angona |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.13] mpamory |
Explanations in French |
6 [1.13] collecteur |
Examples |
7 [2.285] Toy izany koa ny fahamarinana, fa ny tain' omby voavadika aza tsy misy mpanangona. 8 [2.470] Mpanangona ho an' ny mpanangom-bokatra no anton-draharahany ankoatra ny asa an-tsaha; 9 [2.499] Io ilay Rabery sady mpivarotr' enta-madinika no mpanangona ny vokatry ny tany no mpaka sary tao Farafangana. |
Anagrams | 10 anampongan, mpanangona, mpanongana, nampangona, nanamponga |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |