Entry | 1 mpanoritra |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 soritra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Sokajin-teny enti-manoritra na manavaka ny anarana. Misy karazany efatra ny mpanoritra, dia -- ny mpanoritra tsotra (ny trano), -- ny mpanoritra manondro (very ity vary), -- ny mpanoritra anaran-tsamirery (Faly i Bozy), -- ary ny mpanoritra zavatra efa fantatra (tonga ilay vahiny) (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) 6 [1.13] sokajin-teny entina manavaka ny anarana |
Explanations in French |
7 [1.13, 1.5] article |
Examples |
8 [1.519#] Ao amin' ny ohatra hatramin' ny dia ampiasaina ny mpanoritra be entina ilazana ny halehibehin' ilay zavatra tenenina |
Vocabulary |
9 Linguistics |
Tables and plates |
10 All the articles |
Anagrams | 11 mpanirotra, mpanoritra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |