|
|
|
|

Entry1  mpiady
Part of speech  2  noun
Root  3  ady
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Ireo olona roa tonta miady eny amin' ny fitsarana
Ny miaramila miady amin' ny fahavalo any an-tafika
Explanations in French  6  [1.3] Guerrier, combattant, les argumentateurs, les réclamants et les opposants
Examples  7  [2.472] Nosarahin-dry zalahy ny mpiady.
8  [2.48] ka Ramahaisahy mba, efa mpiady mahery amy ny izany, mahery izy;
Proverbs  9  Proverbs containing the word mpiady

Updated on 2025/08/10