|
|
|
|

Entry1  mpiasam-panjakana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mpiasa, fanjakana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] olona miasa amin' ny antokon-draharaham-panjakana samihafa, izay vao nomena ny anarana hoe mpiasam-bahoaka, noho izy ireo natao indrindra hanome fahafaham-po ny vahoaka
Explanations in English  5  [1.7] a government functionary
Explanations in French  6  [1.8] fonctionnaire

Updated on 2025/07/29