Entry | 1 mpinamana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 namana |
Morphology |
|
Examples |
5 [2.4] Teto anefa, asa marina izahay na nifampitondra toy ny mpianadahy, na toy ny mpinamana fotsiny, na toy ny mpiara-mianatra. 6 [2.472] Ny tena kely nifanipazana tetsy sy teroa anefa, ny bitsibitsiky ny mpinamana, ny tohotsofin' izay vitsy nifampatoky, dia samy naneho izany avokoa. |
Anagrams | 7 mampaƱina, mampinana, manampina, mpanamina, mpinamana, nanampiam |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |