|
|
|
|

Teny iditra1  nantsonantsona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Habasiambavan' olona miteny haingana momba itsy fakofakonjavatra rehetra itsy [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  12  kamentsona, 13  karijo, 14  nentsonentsona, 15  pentsompentsona, 16  taria, 17  tsaotsaombava, 18  vatsavatsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31