|
|
|
|

Teny iditra1  karijo
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Resaka tsisy antony na arirarira atao hanalana andro na hanarivana andro
4 Mahery am-bava [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 hâblerie, sornettes, paroles pour passer le temps
6 bavard [1.3]
7 paroles pour passer le temps [1.54]
Mpanahaka  8  angano, 9  anjabobo, 10  anoano, 11  arira, 12  fasitara, 13  habobo, 14  haga, 15  tantaravalamaty, 16  taria
Kamban-teny rehetra  17 be karijo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09