|
|
|
|

Entry1  ngoly
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
5  Adjectives :
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Tsy mahare rohana ny tena noho ny hatsiaka: Andeha hamindro kely aho fa ngoly izaitsizy ny tanako sy ny tongotro.
Explanations in English  7  [1.2] benumbed, torpid from cold or a blow. Comp. voly
8  [1.7] numb from cold or from a blow or from sitting still
Explanations in French  9  [1.3#453] engourdi
10  [1.8] transi de froid; engourdi par un coup ou par l'immobilité
Examples  11  [2.470#] Na dia te hanadino ny fangirifiriam-batana aza izy ireny, dia tahaka ny ngoly mbamin' ny molony ka ilazan-dresaka tsy nahy.
12  [2.643#] Tena lolo ny an' ise fa ngoly ny tenako manontolo sady jereo mikainkona avokoa ny tongotra aman-tanako, hoy indray Itsimandrava.

Anagrams  13  lingo, longy, ngilo, ngoly

Updated on 2025/07/29