|
|
|
|

Entry (1/2)1  nify
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy fahatevenana. [1.1]
Explanations in French  4  mince, peu épais [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  17  3 combinations of this word

Entry (2/2)18  nify
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  Taolana madinika mitsatoka amin' ny valanorano ambony sy ambany, natao hitsakoana ny zavatra hanina. -- Misy karazany telo ny nify, izay samy manana ny asany manokana avy: ny andrianify mitetika, ny vangy mandrovitra, ary ny vazana mamotipotika [1.1]
Explanations in English  21  a tooth. [this appears in Malayan languages as nipun, nifan, nifoa, nifin, niki, nisi, etc.] [1.2]
22  a tooth, esp. a front tooth [1.7]
Explanations in French  23  dent, surtout les dents antérieures [1.8]
Examples  24  Izany anefa tsy milaza fa sitrana ilay nify marary. [2.4]
Derivatives 
Active verbs :
All compound words  26  30 combinations of this word
Proverbs  27  Proverbs containing that word
Article  28  Randzavola: nify ao amin' ny Baiboly

Anagrams  29 finy, fiñy, 30 nify

Updated on 2025/10/12