|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ny diavolan-ko lava, ny kilalao mbola ho ela |
| Singan-teny | 2 volana, 3 ho, 4 lava, 5 kilalao, 6 mbola, 7 ela |
| Sokajin-teny | 8 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 enti-manome fankaherezana olona, izay tsy nahomby na tsy nandray aniara tamin' ny asa na kilalao na fifaninanana iray ka ilazana aminy fa mbola misy fotoana hahazoany manarina
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|