Entry | 1 ny hendry ihany no anarina |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 hendry, ihany, anarina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io satria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry) |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |