|
|
|
|

Teny iditra1  ny toky fitaka, ny atao no hita
Singan-teny  2 toky, 3 fitaka, 4 atao, 5 no, 6 hita
Sokajin-teny  7  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  8 ny fanomezan-toky nety ho fitaka ihany, fa ny asa atao no tena azo ianteherana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11