Entry | 1 oksizena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany (ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [1.1] 4 [oksizenina] Singa simika [1.13] |
Explanations in French |
5 [oksizenina]
Oxygène [1.13] |
All compound words | 6 3 combinations of this word |
Other spellings | 7 oksizenina |
Analogs | 8 O |
Tables and plates |
9 Periodic Table |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |