|
|
|
|

Teny iditra1  olon-jaka
Singan-teny  2 olona, 3 zaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 olom-pehezina, olona fehezin' ny hafa ary miankina fa tsy mahatapa-tena irery [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 un subordonné, soumis à un autre, dépendant [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12