|
|
|
|

Teny iditra1  olon-kendry
Singan-teny  2 olona, 3 hendry
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana olona mendrika ara-toetra na amin' izay ataony noho ny fahaizany sy hatsaram-panahy ananany [1.1]
Ohatra  6  Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: "Izaho, tompokolahy, mahay ny fitenin' ny vorona rehetra. [2.293#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02