|
|
|
|

Entry1  ompan-ko faty vao ela velona
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  ompana, ho, faty, vao, ela, velona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza fa tsy mahafaty akory izay ompa fa arakaraka ny anompana ny sasany aza no maha-ela velona azy

Updated on 2025/07/29