Entry (1/2) | 1 ora- |
Part of speech | 2 morphological form of orana |
Examples |
3 Akangalahy miditra ny ala : miandry ny oran-kisava, ka tratry ny ora-mikija
[2.415]
4 Lambo mitoto-bozaka : tsy mahita ny ora-manelatra [2.415] |
Entry (2/2) | 5 ora |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Ampahefatra amby roapolon' ny andro sy alina iray, izay nalaina ho venty fototra amin' ny fandrefesam-potoana; adim-pamantaranandro iray: Nahemotra ora roa ny fiaingan' ny firamanidina [1.1] 8 Venty fototra amin'ny fandrefesam-potoana [1.13] |
Explanations in English |
9 An hour [1.2] |
Explanations in French |
10 Heure [1.13] |
Examples |
11 Nefa tao anatin' ny an-tsasak'ora dia nangina tsy nisy zavatra nihetsika na dia kely aza.
[2.324]
12 Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470] |
All compound words | 13 4 combinations of this word |
Vocabulary | 14 Time |
Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
Article | 16 Randzavola: ora ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 17 aro, 18 ora, 19 rao, 20 roa |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |