Entry | 1 orinasa marorantsana |
Elementary words | 2 orina, 3 asa, 4 maro, 5 rantsana |
Part of speech | 6 locution |
Explanations in French |
7 société multinationale [1.13] |
Examples |
8 Fa miavaka amin' ireny i Afrika Atsimo, izay na taloha na taorian' ny fanavakavaham-bolon-koditra, dia sady nahay nitsofoka tamin' ny orinasa marorantsana erantany no namorona ho azy koa tao aminy
[4.27]
|
Vocabulary | 9 Economy: (in general) |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |