Entry (1/3) | 1 ory |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory ampijalina, ampahorina hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [1.1] |
Explanations in English |
4 (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [1.2] 5 miserable, wretched, poor [1.7] |
Explanations in French |
6 pauvre [1.3, 1.8] 7 affligé, malheureux [1.3] 8 taquiné [1.3] 9 misérable [1.8] |
Examples |
10 fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany!
[2.324]
11 hony Rangodongodona manao ahoana izany toetry ny ory? [2.131] 12 Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika! [2.69] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 34 8 combinations of this word |
Analogs | 35 faraidiny, poripory, mikaforoforo, mikokokoko |
Proverbs | 36 Proverbs containing that word |
Entry (2/3) | 37 ory |
Root | 38 otra |
Part of speech | 39 imperative of passive verb orina [Full list] |
Entry (3/3) | 40 Ory |
Part of speech | 41 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
42 Uri [2.996] |
Explanations in French |
43 Uri [2.996] |
Vocabulary | 44 Holy Scriptures |
Anagrams | 45 Orì, 46 Ory, ory, 47 rio, 48 roy |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |