|
|
|
|

Teny iditra1  otri-po
Singan-teny  2 otrika, 3 fo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 hatezerana voatahiry ao am-po ka miteraira fankahalana; lolompo, fo lentika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 malice, malignity [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 ressentiment, vengeance [1.3]
Voambolana  8  Ontam-po
Tovy hevitra  9 fo lentika, lolompo
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  otri-po, 11 porito, 12 toropy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02