|
|
|
|

Teny iditra1  papangofotsy
Singan-teny  2 papango, 3 fotsy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-papango tsy mba mahay mifaoka fa iantombenany kosa ny biby asiany, toy ny akoho, gana, dokotra, voalavo [1.1]
Voambolana  6  Haibiby: vorona
Mpanahaka  7  fanindry, 8  fanohoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31