Entry | 1 pataloa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [1.1] |
Explanations in English |
4 trousers. See saroaly [1.2] 5 [pataloha] trousers [1.7] |
Explanations in French |
6 [pataloha]
pantalon [1.3] 7 [pataloha] pantalon [1.8] |
Examples |
8 Mbola tsy hadinoko ny andro nahazoan' I Feno pataloa fohy voalohany.
[2.472]
9 Ny vodim-pataloa rovitra, ny lohalika feno ratra, ny kapoka mandrivorivo azo. [2.117#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 14 2 combinations of this word |
Vocabulary | 15 Economy: clothing |
Other spellings | 16 pataloha |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |