Entry | 1 pehina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 paika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Donina, kapohina, pohina: Peho mafy ny fantsika mba hilentika ~ Nopehiny ny lohako Tefena (vato): Tsy nopehinareo tsara ireto vato ireto Kapohina, tenenina, rahonana: Peho mafy io zaza io fa maditra |
Explanations in English |
9 [1.2] see Paika 10 [1.7] to be struck as with a hammer |
Explanations in French |
11 [1.8] qu'on frappe |
Examples |
12 [2.470] Miantoraka eny aminy ny tadin-dasely, pehina hiala eny an-dohany ny satro-boriny. |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word pehina |
Anagrams | 14 ipehan, nipeha, pehina, pihena |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |