|
|
|
|

Entry1  rahavavy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Relative verbs :
4  Names :
5  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Vehivavy iray reny sy iray ray amin' ny vehivavy hafa: Tia ny rahavaviny Rasoa. Ny vehivavy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny vehivavy hafa koa dia atao hoe rahavavy, toy izany koa ny vehivavy manambady olona mirahalahy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahavavy.
Explanations in English  9  [1.2] A sister of a woman; lit. when feminine. Comp. anabavy.
10  [1.26#13] A woman has rahavavy and an anadahy
11  [1.7] The sister of a woman; cf. anabavy
Explanations in French  12  [1.54] Soeur d'une soeur
13  [1.8] La soeur d'une femme; cf. anabavy
Examples  14  [2.48] Ary nony maty ny rahavavy ny, Ravololondreninitrimo, dia nalevina ao Ambohimiakoja.
Vocabulary  15  Relationships: family
Analogs  16  anabavy, anadahy, rahalahy

Updated on 2025/08/10