|
|
|
|

Teny iditra1  ranabavy
Singan-teny  2 ry, 3 anaka, 4 vavy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Anarana anajan' ny lehilahy ny vehivavy iray tampo aminy: Aoka re, ranabavy, aza misahirana mahandro vary ho ahy amin' izao elanelam-potoana izao ianao
7 Ilazana koa ny vadin' ny zaodahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 an appellation of respect used by a brother in addressing any woman other than his mother, wife, or daughter. See anabavy [1.2]
9 sister a respectful term of address used by men [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 soeur, titre respectueux employé par un homme [1.8]
Ohatra  11  Izahay kosa tsy hanadino anao, ranabavy malala, hoy Bina. [2.499#]
12  Hitako fa manana anaka ranabavy, hoy aho, saingy ahoana no ahafantaran'ise fa ho lahy ny zanakareo? [2.583]
Voambolana  13  Fifandraisana: fianakaviana 14  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17