|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 rangahibe |
| Singan-teny | 2 ra-, 3 lahy, 4 be |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 antidahy hajaina
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 un vieillard très âgé
[1.3] 8 vieillard. Cf. ingahibe [1.5] |
| Voambolana | 9 Teny fanajana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 11 rangahibe |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 A word used to frighten children; lit. a big old man.
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 14 rangahibe |
| Singan-teny | 15 ra-, 16 lahy, 17 be |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 nom donné au ver-à-soie qui fait son cocon
[1.3] |
| Voambolana | 20 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|