|
|
|
|

Entry (1/3)1  ranitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka [1.1]
Explanations in English  4  sharpness, keenness of edge. See rangitra [1.2]
5  sharpness [1.7]
Explanations in French  6  état de ce qui est aiguisé, effilé comme un tranchant, état de ce qui est pointu comme une lance [1.3#508]
7  état de ce qui est bien tranchant [1.8]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  24  2 combinations of this word

Entry (2/3)25  ranitra
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  [rañitra] sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso [Tambahoaka] [1.78]
28  Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy [1.1]
Explanations in French  29  concubine : celui qui entretient un concubine [1.3#508]
Examples  30  Ary sanatrian' ny 'vava, raha Randriamatoa no ratsy fitondra vady, indrindra ka hanitsakitsa-bady, handehandeha amin' olon-kafa, ary hanao vady hatakalo ranitra, ka lazany izy no manam-bady, fa ny fony sy ny sainy ary ny tenany sy ny volany atolony ho an' olon-kafa : tia olon-kafa noho ny vady izany ka efa tsy olona fa biby. [2.346#30]

Entry (3/3)31  Ranitra
Part of speech  32  name (book title) [Full list]
Author  33  Rajaonarison Elie
Publishings  34  Mitsinjo. 1992. Height: 21cm. Width: 13.5cm. Pages: 128.
Illustrations 

Anagrams  35 Ranitra, ranitra

Updated on 2025/10/12