|
|
|
|

Entry1  ranofotsiny
Part of speech  2  adverb [Full list]
Elementary words  3  rano, fotsiny
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Tsy misy afa-tsy ... ihany, izy rehetra, avokoa, daholo, hatrany hatrany, manontolo: Ny tenaben' ilay tendrombohitra: vato ranofotsiny
Explanations in English  6  [1.7] only, just, exclusively
Explanations in French  7  [1.8] seulement, uniquement
Examples  8  [2.471] fiadiana tranainy harafesina ranofotsiny!
9  [2.472] Tanim-pokonolon' I Marovato izy io, ary voanio ranofotsiny no nambolen' ny olona teo.

Updated on 2025/08/10