Entry | 1 rano trambo |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 rano, trambo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] rano mitombo vetivety noho ny fiavian' ny ranonorana, nefa dia mora mihena ao anatin' ny fotoana fohy koa |
Examples |
5 [2.996#] Aoka ho ritra tahaka ny ranotrambo izy; |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word rano trambo |
Anagrams | 7 notrobaram, rano trambo, tranombaro |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |