|
|
|
|

Entry1  ranovoahasina
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  rano, voahasina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (teny fampiasa amin' ny fivavahana katolika) Rano nohamasinin' ny Pretra ka anaovana famantaran' ny hazofijaliana amin' ny tena raha vao miditra ao an-trano fiangonana ary ampiasaina amin' ny fitsofandrano olona na zavatra isankarazany
Vocabulary  5  Beliefs

Updated on 2024/12/07