Entry (1/2) | 1 ranto |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Fandehanana any an-tany lavitra hivarotra na hikaro-java-tsoa. |
Explanations in English |
9 [1.2] trade, commerce, traffic. Used of a journey to a distant part for commercial business. See Varotra 10 [1.7] trade done in travelling |
Explanations in French |
11 [1.8] commerce d'un marchand ou collecteur ambulant |
Entry (2/2) | 12 ranto |
Part of speech | 13 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
15 [1.78] [Tambahoaka]
tora-pasika amoron-dranomasina 16 [1.1] [Sakalava] Tany misy fasika fotsy madinika dia madinika ary midobodoboka raha hitsahina |
Anagrams | 17 naotr, natro, notra, ranto, rotan, trano, trona |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |