|
|
|
|

Entry1  rehetra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy misy avakavaka, aby, jiaby: Tonga ny mpianatra rehetra
Matetika no hamafisin' ny mpamaritra matoanteny daholo, avokoa, ny hevitry ny teny hoe rehetra: Tonga daholo ny mpianatra rehetra na tonga daholo ny mpianatra (fotsiny) [1.1]
Explanations in English  4  all [1.7]
Explanations in French  5  tous, tout [1.3#522, 1.8]
6  cf. avokoa, daholo, samy [1.8]
Examples  7  Niredaka ny hazo rehetra sy ny tafo. [2.472]
8  Toy izany no faharavan' ny sambo rehetra: [2.471]
9  mbola misy fanoroana ny zava-drehetra voateny ao amin' ireo ohabolana ireo [2.299#8]
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
Adjectives :
All compound words  12  5 combinations of this word
Synonyms  13  avokoa, daholo, ijiaby, samy
Analogs  14  daholo, tsy vaky volo, poporohana, na iza na iza, na zovy na zovy, safobemantsina, manontolo, tsy ankanavaka, tsy misy avakavaka, faobe, tsy mifaka

Anagrams  15 heretra, 16 rehetra

Updated on 2025/10/08