|
|
|
|

Teny iditra1  renimanditra
Singan-teny  2 reny, 3 manditra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-bibilava lehibe malaza ho mivelona ao anaty lava-bitsika, ka izany no iantsoana azy koa hoe renivitsika [1.1]
Voambolana  6  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  7 manditra, mandotra
Mpanahaka  8  renivitsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12