|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 rere |
| Fototeny | 2 re |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [duplicatif diminutif]
[1.3] |
| Teny iditra (2/4) | 5 rere |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 poa-basy maro atao indray mirefotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 décharge simultanée de plusieurs armes à feu
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 9 manao rere |
| Teny iditra (3/4) | 10 rere |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 sokatra
[Bara]
[1.78] 13 soka-dranomasina lehibe [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 a fresh-water turtle
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 nom d’une grande tortue d’eau douce
[1.3] 16 grande tortue d'eau douce [1.54] 17 tortue d'eau douce [1.8] 18 tortue. Cf fano [1.5] |
| Voambolana | 19 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Kamban-teny rehetra | 20 rerelavatanana |
| Teny iditra (4/4) | 21 rere |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 anaram-borona izay fantatra kokoa amin' ny anarana hoe vorondreo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 oiseau. Comme vorondreo
[1.3] |
| Voambolana | 25 Haibiby: vorona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|