|
|
|
|

Teny iditra1  resy tosika
Singan-teny  2 resy, 3 tosika
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12