Entry | 1 riam-bato |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 riana, vato |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny rano mivarina amin' ny haram-bato |
Examples |
5 [2.499#] Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. |
Anagrams | 6 ambotria, itambaro, riam-bato |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |