|
|
|
|

Entry1  riana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Names :
6  Adjectives :
All compound words  7  28 words containing riana
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany.
Explanations in English  9  [1.7] rapids, a waterfall
Explanations in French  10  [1.8] rapide, cascade
Examples  11  [2.245] Ndeha hitsinjo riana eo izy.
12  [2.69] Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana.
13  [2.529] Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana.
Vocabulary  14  Geography: (in general)
Proverbs  15  Proverbs containing the word riana
Illustrations 
16  17  18 
19  20  21 
22  23  24 

Anagrams  25  anari, añary, anira, arain, arani, arany, arian, arina, iràna, irana, narai, naray, naria, niara, raina, ranay, riana

Updated on 2025/08/10