|
|
|
|

Entry1  rirana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Names :
5  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Zorony mivohitra: Voan' ny riran-databatra ny takibako
Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro
Explanations in English  15  [1.7] an edge, a cutting edge
Explanations in French  16  [1.8] le tranchant; cf. horirana
Examples  17  [2.857#] Dia alaina ny hazo maro rirana be tsilo iny, ny anarany atao hoe «ody fady,» sy ny holatafa, ary ny arim-belona.
Proverbs  18  Proverbs containing the word rirana

Anagrams  19  narary, Ranary, rarany, rarina, rirana

Updated on 2025/08/10