|
|
|
|

Entry1  roa
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina
Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa
Explanations in English  4  [1.7] two
Explanations in French  5  [1.3, 1.8, 1.5] deux
International  6  [3.1] 2
II
Examples  7  [2.470] Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana.
8  [2.471] Nidina izahay roa lahy.
9  [2.472] Efitra roa ny tranonay.
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Morphology 
11  Simple :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Adjectives :
14  Adverbs :
Synonyms  15  anankiroa
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 
Titles  27  Alika iray sy boky roa (Rapatsalahy Paul)
28  Roa vady (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  29  Proverbs containing the word roa
Tables and plates  30  The Numbers
31  Addition
32  Multiplication
Article  33  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrams  34  aro, ora-, ora, rao-, rao, roa

Updated on 2025/05/08