|
|
|
|

Entry (1/2)1  romoromo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara: Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy
Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana: Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampian-dromoromo
Examples  4  [2.944#] Ny romoromo ity ho afaka ihany fa ny ampamoaka misarim-pamotorana no tsy ho tanty!
Derivatives 
Passive verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word romoromo

Entry (2/2)15  romoromo
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  [1.78] tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahin-dromoromo (aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny) [Tanala]
All compound words 

Updated on 2025/09/12