|
|
|
|

Teny iditra1  rongony
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaniry misy kirany azo tenomina ary fifohan' ny olona sasantsasany ny voany, izay atao koa hoe maosy, na katrinia: Mahalasa adaladala sy mahabibibiby ny fifohana rongony [1.1#839]
Fanazavàna teny anglisy  4 the hemp plant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 chanvre [1.8]
6 (de rongo : ce que l'on tisse ; les fibres textiles). Cannabis sativa (Cannabaceae). Ce nom est celui qu'on donne à la plante cultivée comme textile.
7 Les parties ou variétés plus spécialement utilisées à usage du stupéfiant s'appellent angafo (Merina) ou jiajia (Sakalava).
8 Plus rarement, on donne aussi le nom de rongony à d'autres plantes textiles.
9 En médecine vétérinaire empirique, la décoction de chanvre est considérée comme le remède spécifique de la maladie de Porc connue sous le nom de ramoretaka. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  10  Dia natao toy izany koa ny rongony. [2.4]
11  Eni-mangamanga Fito paraky, Valo tanantanana, Sivy rongony, Folo fanolehana! [2.69]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  14  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 8 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17