Entry | 1 rora |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 8 12 words containing rora |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Tsiranorano miforona ao anaty vava, manampy amin' ny fitelemana ny hanina ary manova ny toetoetrany simika; iray amin' ny ivy ihany ny rora, saingy somary mandroatra ary iniana avoaka. |
Explanations in English |
10 [1.7] spittle |
Explanations in French |
11 [1.8] salive, crachin |
Examples |
12 [2.470] na ny rora handemany azy aza, dia toa tsy nisy intsony. |
Analogs | 13 ivy, ranivy |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word rora |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |