Entry (1/2) | 1 rovitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina |
Proverbs | 4 Proverbs containing the word rovitra |
Entry (2/2) | 5 rovitra |
Part of speech | 6 adjective |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao |
Explanations in English |
16 [1.7] torn |
Explanations in French |
17 [1.8] déchiré |
Synonyms | 18 triatra, riatra, mitsiaka, mitsiatsiaka, mitriatra, mitsefaka, misalasalaka, tataka, tata-bitrana, kotika, rota, rotika, mivorikitsay, tsy misy hitomboham-pilo |
Proverbs | 19 Proverbs containing the word rovitra |
Anagrams | 20 avirotr, rivotra, rovitra, varotry, virotra, voritra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |