|
|
|
|

Teny iditra1  sadakely
Singan-teny  2 sada, 3 kely
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Angaka madinika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a small wild duck [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 petit canard sauvage [1.54, 1.8]
Ohatra  8  Io no lapa filalaovan' ny tsiriry sy ny sadakely. [2.499#]
Voambolana  9  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12