Entry (1/2) | 1 safosiaka |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 safo, siaka |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao |
Entry (2/2) | 6 safo siaka |
Part of speech | 7 locution |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] (sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena |
Anagrams | 9 safo siaka, safosiaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |