Entry (1/3) | 1 saha |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 6 36 words containing saha |
Explanations in Malagasy |
7 [1.78] [Bara]
tany lemaka 8 [1.78] [Sihanaka] lohasaha, tany lemaka 9 [1.78] [Tanala] lohasaha tanimboly 10 [1.1] Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity) Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly: Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay |
Explanations in English |
11 [1.2#536] the country, out of town; an orchard 12 [1.7] valley; a field, a garden; the country |
Explanations in French |
13 [1.8] vallée; champ; jardin; la campagne |
Examples |
14 [2.472#172] Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. |
Vocabulary |
15 Geography: (in general) |
Analogs | 16 tantsaha |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word saha |
Entry (2/3) | 18 saha |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Taisaka]
renirano |
Explanations in English |
21 [1.2#536] [Provincial]
used for renirano |
Vocabulary |
22 Geography: (in general) |
Entry (3/3) | 23 saha |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in Malagasy |
25 [1.1] ozona, ompa |
Explanations in French |
26 [1.3#557] insulte |
Anagrams | 27 hasa, saha |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |